|
|
|
|

Entrée1  vatovandana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra
Explications en français  4  [1.13] marbre
Vocabulaire  5  Géologie
Mots élémentaires  6  vato, vandana

Mis à jour le 2024/12/07