Entrée | 1 veloma |
Partie du discours | 2 impératif de l'adjectif velona [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. |
Explications en anglais |
4 [1.2] may you live! Farewell! Adieu! Thank you |
Explications en français |
5 [1.3] Adieu! Vive! Merci! 6 [1.5] adieu, vivez |
Exemples |
7 [2.324] veloma Razay, veloma e! 8 [2.470] Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. 9 [2.472] Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. |
Radical | 10 velona |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 17 alevom, veloma, volame |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |