Entrée | 1 vikinina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. |
Explications en anglais |
4 [1.7] to be jumped over |
Explications en français |
5 [1.8] qu'on saute |
Exemples |
6 [2.436#] Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana. |
Radical | 7 vikina |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 ivikinan, nakiviny, navikiny, nivikina, vikinina, vinakiny, vinikina |
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |