|
|
|
|

Entrée1  vitsivitsy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany
Exemples  4  [2.470] Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy.
Radical  5  vitsy

Mis à jour le 2024/12/11