|
|
|
|

Entrée1  voakasika
Partie du discours  2  participe passé
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3#316] touché
Exemples  5  [2.4#112] Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda.
6  [2.472] Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny.
Radical  7  kasika
Morphologie 
8  Passé :
Synonymes  9  kinasika

Anagrammes  10  voakasika, voakisaka

Mis à jour le 2025/01/21