Entrée | 1 volamena |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. 4 [1.13] karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena |
Explications en anglais |
5 [1.7] gold |
Explications en français |
6 [1.6] [Tanala]
or. Associé au monde du ciel 7 [1.3, 1.8, 1.13] or 8 [1.5] or (métal) |
International |
9 [3.1] Au |
Exemples |
10 [2.996] Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena 11 [2.470] Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. 12 [2.471] Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. |
Vocabulaire |
13 Chimie |
Mots élémentaires | 14 vola, mena |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres |
Proverbes | 29 Proverbes contenant le mot |
Tableaux et planches |
30 Table périodique |
Article |
31 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Anagrammes | 32 valomena, volamena |
Mis à jour le 2025/02/11 |
![]() |