|
|
|
|

Entrée1  vonjimaika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy
Explications en anglais  4  [1.7] done in a hurry; temporary
Explications en français  5  [1.8] fait à la hâte; provisoire
6  [1.13] provisoire
Exemples  7  [1.320#] Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika.
8  [2.508#102] Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely
9  [2.4#23] Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka
Mots élémentaires  10  vonjy, maika
Autres orthographes  11  vonjymaika
Synonymes  12  vonjy tavan' andro

Anagrammes  13  vonjimaika, vonjy maika

Mis à jour le 2025/01/21