Entrée | 1 vorontsiloza |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza |
Explications en anglais |
4 [1.7] turkey |
Explications en français |
5 [1.54] dinde 6 [1.8] dinde, dindon |
Exemples |
7 [2.332#] Nifidianan' Ineny izay matavy sy lehibe tsara ny vorontsiloza. 8 [2.442#] Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. 9 [2.69#] Vorona iray karazana amin' ny vorontsiloza io, ka nidoboka sy nibarera, raha nisy nisiaka azy. |
Vocabulaire |
10 Zoologie: oiseaux |
Mots élémentaires | 11 vorona, tsy, loza |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot vorontsiloza |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2025/01/02 |
![]() |