Entrée | 1 vosobosotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny! Famazivaziana, hanihany, haraby |
Explications en anglais |
4 [1.2#790] a joke, a jest |
Explications en français |
5 [1.3#862] [duplicatif diminitif] |
Exemples |
6 [2.314#] Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa |
Radical | 7 vosotra |
Synonymes | 8 vosotra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |