Entrée | 1 zafikely |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.5] petit-fils, petite-fille, petits-enfants |
Exemples |
4 [2.470] Efa tsy ho hitany ihany, hono, izay zafikely avy amin' ny naterany, ka ny zana-badiny efa vonona tahaka ny an-dRasoa izao no hotiaviny. 5 [2.356] Hamantatra izay nanjo anay no anton-diany, dia hijery izay fasana nety nandevenana ny zanaka na ny zafikely. |
Mots élémentaires | 6 zafy, kely |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |