Entrée | 1 zanaka am-pielezana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa |
Explications en français |
4 [1.5] (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora |
Vocabulaire |
5 Sociologie |
Mots élémentaires | 6 zanaka, fielezana |
Citations | 7 Textes citant |
Mis à jour le 2024/12/08 |
![]() |