Entrée | 1 zanapeo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) |
Explications en anglais |
4 [3.1] a voiced voyel |
Explications en français |
5 [1.66.fr#972] voyelle 6 [3.1] une voyelle prononcée |
Exemples |
7 [1.519#] Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo. |
Vocabulaire |
8 Linguistique |
Mots élémentaires | 9 zanaka, feo |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/04/25 |
![]() |