Entrée | 1 zana-tsipìka |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika |
Explications en anglais |
4 [1.2] an arrow |
Explications en français |
5 [1.3] flèche, trait |
Exemples |
6 [1.38] Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka 7 [2.996] Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. |
Mots élémentaires | 8 zanaka, tsipika |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |