Entrée | 1 zarazara hoditra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa |
Explications en anglais |
4 [1.7] light brown-skinned |
Explications en français |
5 [1.8] qui a la peau brun clair |
Exemples |
6 [1.436#] Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo. 7 [2.285#] bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra. 8 [2.332#] Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty. |
Mots élémentaires | 9 zarazara, hoditra |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |