|
|
|
|

Entrée1  zavajavatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana
Exemples  4  [2.470#] Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena.
Radical  5  zavatra

Mis à jour le 2024/12/11