|
|
|
|

Entrée1  zavontany
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina
Explications en français  4  [1.3][zavon-tany] innombrable
Exemples  5  [2.285#] Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka.
6  [2.508#] Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny!
Mots élémentaires  7  zavona, tany

Mis à jour le 2024/12/07