|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zazavavindrano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta
Exemples  4  [2.5] Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova?
5  [2.508#74] zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety.
Vocabulaire  6  Religions, Croyances
Mots élémentaires  7  zazavavy, rano
Titres  8  Zazavavindrano (Andriamalala Emilson Daniel)

Entrée (2/2)9  Zazavavindrano
Partie du discours  10  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Explications en français  11  [1.59] roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel
Vocabulaire  12  Littérature: livres
Mots élémentaires  13  zazavavindrano
Auteur  14  Andriamalala Emilson Daniel
Editions  15  Librairie Mixte, 1972. Hauteur: 17cm. Largeur: 12cm. Pages: 143
Illustrations 
16 

Anagrammes  17  Zazavavindrano, zazavavindrano

Mis à jour le 2025/04/28