| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : ahombiazana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Aleo lozabe ahombiazana toy izay malemy tsy azo. [2.165 #379, 2.415 #6337, 2.558 #115]
|
| Dikanteny frantsay | Il vaut mieux un méchant qui entend raison qu'un doux qui s'obstine. [2.415 #6337]
Mieux vaut un méchant (ou cruel) qui sait entendre raison, qu' un faible qui ne veut rien savoir. [2.165]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Banga kendam-bomanga : sendra ny ahombiazana vao miolanolana. [2.558 #840]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Mainka izany raha reniny, zanany aza tsy ahombiazana! [2.558]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|