| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : anivona | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Madio volon-tsokina, tsara volon’ anivona : tsara manan-takaitra. [1.147 #M3] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Ny avonavona toy ny an'  entan'  anivona : ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy laitra.  [2.558 #2912] Ny avonavona toy ny entana anivona : ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha.  [2.653]
 Ny avonavona toy ny entan' anivona: ny vesany leo ihany, fa ny enjinenjiny no tsy toha.  [1.1]
 | 
| Interprétation malgache | (maivana ny anivona ka ahazakana be na atao anentana lolohavina na lanjaina, saingy manonjanonja kosa ka mahasosotra): tsy mampaninona loatra ny fanambonian-tenan' ny mpiavonavona, fa ny fahitana ny fihetsiny miedinedina no mahaletra.  [1.1] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |