|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ankasarotana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Manao felan-tanam-papango : tsy maka an-kamorana fa maka an-kasarotana. [2.558]
Manao felatanam-papango, ka tsy maka an-kamorana, fa maka an-kasarotana. [2.653 #1531] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Ny fanambadiana tsy mba varo-maty fa fehivava : tsy mba lolo ka honina an-kasarotana. [2.415 #1391] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Le mariage n'est pas une vente définitive mais un contrat résiliable ; les époux ne sont pas comme les papillons qui vont habiter dans des endroits difficiles. [2.415 #1391] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Les époux se séparent quand il y a des difficultés. [2.415 #1391] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | |||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Griffes d' épervier : elles ne lâchent pas ce qu' elles tiennent. [2.415 #6387]
Les griffes de l' épervier ne saisissent pas ce qui est difficile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | S' applique aux paresseux. [2.165]
Se disait de ceux qui s' obstinent dans leurs idées. [2.415 #6387] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|