|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : avo razana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Izay manankarena avo razana. [2.415 #2193] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les riches sont de grande lignée. [2.415 #2193] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Les richesses suppléent aux ancêtres. [2.415 #2193] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Lambamena avo razana fa tsy mananjara afa-tsy loza. [2.558]
Lambamena soa fa tsy mananjara afa-tsy loza. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|