| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : dobodobohana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza atao fively ampongalahy ny havana: ny ambaviny tambatambazana, ny andahiny dobodobohana.  [1.1 #71]
 Aza atao fively amponga ny havana, ka ny ambaviny tambatambazana toy ny manana anaka, fa ny andahiny Aza atao fively amponga ny havana: ka ny iray ambaviny tambatambazana, ary ny iray kosa andahiny hodobodobohana. [2.165 #225] Aza atao toy ny fively amponga ny fihavanana ka ny iray ambaviny tambatambazana, ny iray andahiny dobodobohana. [1.1 #60]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Tsy tokony hasiana fiangarana ny fitiavan-kavana. [1.1 #71] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne faites pas à vos amis comme à un tambour, frappant légèrement sur l' un des côtés, mais très fort sur l' autre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |