| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : fandraotra
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Fandraotra manadio ny lohan'  ny sasany, nefa ny vavan'  ny tena feno fako.  [2.558]
 Kifafam-bolo manadio ny lohan'  ny sasany, nefa ny vavan'  ny tena feno fako.  [2.558]
 Kofafam-bolo : manadio ny lohan' ny sasany, nefa ny vavan' ny tena feno fako.  [2.415 #6473, 2.653 #1281]
 | 
| Dikanteny frantsay | Peigne à cheveux : il nettoie la tête des autres, mais sa bouche à lui est pleine de saletés.  [2.415 #6473]
 | 
| Fanazavana frantsay | Vouloir réformer les autres sans se réformer soi-même.  [2.415 #6473]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany akory! [2.558 #3933]
 Sola miady fandraotra, banga miady laingo : tsy ho toy izany tsy akory.  [2.415 #2138, 2.653 #2924]
 | 
| Dikanteny frantsay | Chauve qui dispute un peigne, édenté qui dispute de l' herbe à nettoyer les dents : non, il ne convient pas qu' il en soit ainsi.  [2.415 #2138]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui sont perpétuellement en disputes.  [2.415 #2138]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |