| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : faritana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Didiana tsy ary somaka ; farafarana tsy ary voatana.  [2.415 #3639]
 Didiana, tsy ary somaka; faritana, tsy ary mitovy. [2.415 #3639, 2.653 #839] Didiana, tsy ary somaka; faritana, tsy ary voatana. [2.415 #3639, 2.558 #984, 2.653 #839]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | On coupe, c' est irrégulier; on limite, c' est inégal.  [2.165]
 On ne sait pas comment faire : défendre de faire la convention, on n' en voit pas encore l' inconvénient ; la faire on n' est pas sûr de la tenir. [2.415 #3639]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Cette expression se disait d' une convention sans témoins, sans formalités : elle n'a pas sa forme complète. [2.415 #3639] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Ny ampitso tsy mba azo faritana fa an-Janahary. [2.558 #2863] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Ny faritan' ny maso sarotra atao an-trotroana. [2.558 #2971] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |