| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : fidingina
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Hena lasan'  amboa : ny hena lasany leoko ihany, fa ny fidingin'  ny rambony no tsy tanty.  [2.558 #1305]
 Hena lasan' amboa : ny hena moa dia hanao ahoana, fa ny fidingin'  ny rambony no tsy tiako.  [2.415 #4490, 2.653 #1046]
 | 
| Dikanteny frantsay | Morceau de viande emporté par un chien : passe pour la viande, mais ce qui m' est insupportable, c' est la manière dont il dresse sa queue.  [2.415 #4490]
 | 
| Fanazavana frantsay | Le procédé est souvent plus pénible que la chose elle-même.  [2.415 #4490]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny voliko lanin'  ny osy leoko ihany fa ny fidingin'  ny rambony no tsy toha.  [2.558 #3368]
 Ny voliko lanin' ny osy leoko ihany, hoy Rafotsibe, fa ny fidingin' ny rambony no tsy zakako.  [2.415 #1889, 2.653]
 | 
| Dikanteny frantsay | Que le bouc ait ravagé mon jardin c' est encore supportable, mais ce que je ne peux pas souffrir c' est la manière dont il dresse sa queue.  [2.415 #1889]
 | 
| Fanazavana frantsay | La fierté de celui qui porte tort et sa manière de procéder, sont plus insupportables que le tort lui-même.  [2.415 #1889]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |