| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : fidoboka
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Andevolahy mandihy an-jezika: mahare ny fingodony, fa tsy mahita ny handitsiky ny masony. [2.165]
 Ankizilahy mandihy an-jezika : faly nihaino ny fidobony fa narahim-parasisa vao ory.  [2.558 #281]
 Ankizilahy mandihy an-jezika : ny fidobony dia tsara, fa ny maso ditsoka tsy voahevitra.  [2.558 #280]
 | 
| Dikanteny frantsay | Un esclave dansant sur un tas de cendres: il entend résonner ses pas, sans s’apercevoir que ses yeux s’emplissent de poussière.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Aza manao ohatra an' Ikotokely mandihy ambony zezika : faly foana mihaino ny fidobony, fa tsy mihevitra ny farasisa hanaikitra ny tongotra.  [2.415]
 | 
| Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme Ikotokely dansant sur le fumier : tout content d' entendre ses pas, il ne pense pas au mal qui mordra ses pieds enflés par la maladie farasisa.  [2.415 #6215]
 | 
| Fanazavana frantsay | Le plaisir présent empêche de penser à ses suites funestes.  [2.415 #6215]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |