| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : fokonolona | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao fatin-dalitra, ka maty mitety ny ratsy ; fa manaova fatin-tantely, ka maty mamela mamy ho an' ny fokonolona. [2.415 #2847, 2.165] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne mourez pas comme les mouches en courant sur les saletés, mais comme les abeilles qui meurent en laissant la douceur à la ruche.  [2.415 #2847]
 Ne mourez pas comme les mouches, en courant sur toutes les saletés; mais mourez comme les abeilles, qui meurent en laissant le doux pour les autres. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Faites le bien, non le mal. [2.415 #2847] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mamo mikaike polisy.  [1.68]
 Ny mamo indray no miantso fokonolona:. [2.558 #198] Ny mamo indray no miantso polisy. [1.1]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ny mamo indray no miantso polisy.  [1.1]
 Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason' ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin' ny manam-pahefana. [1.1]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un ivrogne qui appelle la police. [1.68] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Very an-tanàna, adidin' ny vohitra, ka vorio ny fokonolona. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Si une chose est perdue dans le village, c' est l' affaire du village : qu' on réunisse les habitants. [2.415 #3321] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des affaires du village. [2.415 #3321] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |