| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : isaina | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Na manga aza ny voantay, tsy mba nisain'  ny olona ho tsikovoka akory.  [2.558 #2726] Tsy misy manga noho ny voantay ; fa ratsy mpilaza, ka tsy mba nisain' ny olona ho tsikovoka.  [2.415 #3085]
 Tsy misy manga noho ny voantay, fa ratsy mpilaza ka tsy nisain'  ny olona ho tsikovoka.  [2.558 #4729]
 | 
| Traduction française | Rien n' est aussi beau qu'un bousier mais parce qu' on a mal parlé de lui, il n' est pas compté parmi les dytiques.  [2.415 #3085] | 
| Interprétation française | Se disait des gens qui ont mauvaise réputation.   [2.415 #3085] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Tsy misy manga noho ny voantay ; fa ratsy mpilaza, ka tsy mba nisain' ny olona ho tsikovoka.  [2.653] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |