|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana misy ny teny hoe : kotroka

Ohabolana 1Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, ohatry ny kotrok' orana. [2.558]
Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, toy ny orana. [2.165 #905, 2.415 #3092]
Dikanteny frantsayFaire peur de près et faire soupirer de loin, comme la pluie. [2.415 #3092]
Qui effraye de près et fait soupirer de loin, comme la pluie. [2.165 #905]

Ohabolana 2Kotroka adalo ka any aoriana mandrava farihy. [2.558 #1664]

Ohabolana 3Kotroka tsy mialoha tselatra. [2.558 #1665]

Fizahan-teny