| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : mahanoky
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Akoholahy manakohokoho akohovavy : tsy haninkahavoky, fa voninahitra ifanomezana.  [2.558]
 Akoholahy manakohokoho vavy : tsy haninkahavoky, fa volan-kifanajana.  [2.165 #1337, 2.653 #62]
 Akoholahy mikohokoho vavy; tsy haninkahavoky fa voninahitra ifanomezana.  [1.1 #695]
 | 
| Fanazavana malagasy | Raha vao mahita zavatra kely, na fotsimbary na poti-javatra ny akoholahy, dia miantso ny akohovavy; voadiniky ny Ntaolo izany mba hilazany fa ny fanomezana atao, na dia kely sy tsy misy vidiny aza, dia mety ho mariky ny fifanajana.  [1.1 #695]
 | 
| Dikanteny frantsay | Un coq appelant une poule; (la nourriture offerte) n' est pas suffisante pour la rassasier, mais l' invitation est une marque de respect.  [2.165]
 | 
| Fanazavana frantsay | Les Malgaches, en général, sont un peuple très hospitalier et ami des manières polies et modestes. [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |