| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mahatakatra
|
|
|
| Ohabolana 1 | Heveriny fa hitohy ihany ny fanirin' ny hazo ka ho tonga any an-danitra. [2.415 #2366]
Raha mitohy ny fanirin' ny hazo, mahatakatra ny lanitra. [2.558 #3620]
|
| Dikanteny frantsay | Il s' imagine que la croissance de l' arbre ira jusqu' au ciel. [2.415 #2366]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui croient que les richesses ou les provisions ne s'épuiseront pas. [2.415 #2366]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tsibàn-tsokina : tsy mahatakatra ny lavitra. [1.147 #T140]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|