| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : makaka | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Tsy keliray aho fa iva dia ; tsy banga aho fa makaka nify ; tsy sola aho fa mazava ray.  [2.415 #1730, 2.653 #3357] Tsy keliray aho fa iva dia, tsy banga fa makaka nify, tsy sola fa mazava ray, ka izay niteraka anay nitera-dehilahy.  [2.558 #4502]
 | 
| Traduction française | Je ne suis pas nain mais court sur pieds ; je ne suis pas édenté mais j' ai les dents espacées ; je ne suis pas chauve mais j' ai le front découvert.  [2.415 #1730] | 
| Interprétation française | Je n' ai pas les défauts dont on m'accuse.  [2.415 #1730] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |