| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : manakaiza | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Aza manasakaiza vahiny. [2.165 #204] Aza manasakaiza vahiny, sao mbola tia dia ilaozany. [2.558 #652] Manakaiza vahiny; mbola tia ka ilaozany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Enti-milaza fa tsy tokony hiraiki-po amin' izay olona tsy manao afa-tsy mandalo.  [1.1] Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Ne prenez pas pour amis des étrangers. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |