| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mandatsa | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Andriamatoa mihanta ny ditra, fa Ifaralahy mandatsa ny nenina.  [2.558]
 Andriamatoa mihanta ny ditra, faralahy mandatsa ny nenina. [2.165 #424, 2.415 #6340, 2.653 #207]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | L' aîné ne se gêne pas par entêtement, et le cadet insulte au malheur.  [2.415 #6340]
 L' entêtement est comme un frère aîné volontaire, et le regret comme un frère cadet qui vous fait des reproches. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | A la vue de la folie des autres, réglez votre conduite. [2.415 #6340] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Aza mandatsa ny maty. [2.415 #2848] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | N' insultez pas les morts. [2.415 #2848] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Les Malgaches respectaient et craignaient les morts. [2.415 #2848] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Aza mandatsa vady voky.  [2.558 #656]
 Aza mandatsa vady voky, fa izay noana latsaka ilalana. [2.558]  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Ny nenina tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa.  [2.415 #6428]
 Ny nenina tsy eo aloha hojerena, fa aoriana handatsa. [2.558 #3169] Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. [1.1] Ny nenina tsy mba mipetraka hatao mbay lalana, tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6429] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaka ny ondry ; fa avy manaraka, tahaka ny alika. [2.653 #2362, 1.1] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaky ny ondry ; fa avy manaraka tahaka ny alika. [2.974 #454] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaky ny ondry, fa avy manaraka tahaky ny alika. [2.415] Ny nenina tsy mipetraka hatao "Mbay làlana" , ary tsy mitsidika hatao "Mandrosoa" , fa aoriana vao mandatsa. [2.165] Toy ny nenina : tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy mipetraka atao mbay lalana, fa aoriana vao avy mandatsa. [2.558]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Le regret n' est pas assis pour qu' on lui dise: "Laissez-moi passer" , et il ne frappe pas à votre porte pour qu' on lui dise: "Entrez" , mais ce n' est qu' après qu' il' vous insulte.  [2.165]
 Le regret ne vous précède pas, comme font les brebis, il vous suit comme font les chiens. [2.974 #454] Le remords ne marche pas en avant comme les brebis qu' on pousse devant soi, il suit comme les chiens. [2.415 #6430] Le remords n' est pas comme quelqu' un d' assis à qui on demande la permission de passer, ce n' est pas quelqu' un qui fait visite et à qui on dit d' entrer : il ne vient pas avant l' acte pour avertir, mais après pour reprocher. [2.415 #6429] Le remords n' est point un conseiller prévenant, mais un critique de ce qui a été fait. [2.415 #6428]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | C.  à.  d.  il arrive à votre insu et en ennemi. [2.165]
 Il ne vient qu' après l' action. [2.415 #6430]  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |