| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mandringa | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mandringa be vatsy ka izay harivan' ny andro no handriana. [2.558 #139] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mandringa kely ila : manao rarangy am-pidinana, fa mikolepaka an-tany marina. [2.415 #1651, 2.558 #138, 2.653] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Boiteux qui a une jambe atrophiée : il va au pas de course dans les descentes, mais dans un terrain plat il va clopin-clopant. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Réussir dans une chose difficile et ne pas réussir dans une autre plus facile. [2.415 #1651] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Ny fo tsy mandringa, ka raha mandalo aho mitsidika ihany. [2.165 #186]
 Ny fo tsy mandringa ka raha mandalo mitsidika ihany! [2.415 #5122, 2.558 #3015] Ny fo tsy mba mandringa: raha mandalo, mitsidika ihany. [2.653]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Le coeur a de bonnes jambes et ne boite pas ; quand il passe près des amis, il les visite.  [2.415]
 Le cœur n' est pas boiteux, et quand je passerai, je ferai une petite visite. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Même s' il y a un petit désaccord. [2.165]
 On ne doit pas passer près d' un ami sans le visiter. [2.415 #5122]  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Satrin' ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena; ary satrin' ny mpanambady ho ao an-tanàna no manan-drafozana.  [2.653]
 Satrin' ny mandringa ho ao an-tanàna ny tsena, ary satrin' ny mpanambady ho ao an-tanàna no mandrafozana. [2.558 #3863, 2.415]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Le boiteux ne demande pas mieux que le marché soit dans le village ; le jeune marié ne demande pas mieux que de pouvoir visiter ses beaux-parents dans le village. [2.415 #5877] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | On disait ce proverbe à ceux qui répètent sans cesse : combien j' aurais désiré... etc. [2.415 #5877] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Trany ity, hoy ilay mandringa tratry ny orana.  [2.558 #284]
 Trany ity, hoy ilay mandringa tratr' orana. [2.653]  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |