| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : manjaka
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Manjaka indray mahamasa-bary, toy ny leon' ny toaka mena.  [2.558 #2117]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Manjaka telo minitra hoatry ny varivarin-toaka.  [2.415 #5555]
 Manjaka telo minitra, ohatra ny varivarin-toaka.  [2.653]
 | 
| Dikanteny frantsay | Régner pendant trois minutes comme celui qui est rendu joyeux par le rhum.  [2.415 #5555]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait de l' ivresse, et des joies de peu de durée.  [2.415 #5555]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Ny andriana no manjaka, ny vahoaka.  [2.415 #224]
 | 
| Dikanteny frantsay | La raison pour laquelle le souverain règne, c' est le peuple.  [2.415 #224]
 | 
| Fanazavana frantsay | Sans peuple il n' y aurait pas de souverain ; le peuple est la base de la souveraineté.  [2.415 #224]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 4 | Ny mpanjaka tsy manjaka olona iray, ary ny hevitry ny maro no mety.  [2.415 #237]
 | 
| Dikanteny frantsay | Le souverain ne règne pas sur un seul homme : il est bon qu' il ait plusieurs conseillers.  [2.415 #237]
 | 
| Fanazavana frantsay | Ce proverbe frappait ceux qui voulaient prendre trop d' influence sur le souverain.  [2.415 #237]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 5 | Samy manjaka eran' ny varavarany.  [2.415 #893]
 | 
| Dikanteny frantsay | Chacun gouverne sa maison.  [2.415 #893]
 | 
| Fanazavana frantsay | Chacun doit être maître chez soi.  [2.415 #893]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 6 | Velon-dray tsy manjaka ny zaza.  [2.415 #895]
 | 
| Dikanteny frantsay | Du vivant de son père l' enfant ne gouverne pas.  [2.415 #895]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |