| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mankaleo | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Mankaleo no tadiavina, hoy ilay nizaha paraky.  [2.558 #2106] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Paraky nankaleo ahy ka raha tsy fotsy angola tsy avelako.  [2.558 #3485, 1.1] Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy avelako.  [2.653 #2596]
 Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy havelako.  [2.415 #1324]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza zavatra efa nisahiranana sy nisasarana izaitsizy ka tsy avela raha tsy efa tsy misy azo atao aminy intsony.  [1.1] | 
| Traduction française | C' est du tabac qui m' a rendu ivre, mais je ne le jetterai pas avant qu' il soit consumé et devenu une poussière blanche.  [2.415 #1324] | 
| Interprétation française | L'époux disait cela de sa femme : je la garderai tant que je vivrai.  [2.415 #1324] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleo anao.  [2.653 #3361] Tsy leon-toaka am-bavan'  olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleony anao.  [2.558 #4507]
 | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |