| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mianjera | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Ny alahelo toy ny rahona : rehefa mavesatra mianjera.  [2.165 #1018, 2.415 #5566] | 
| Traduction française | Le chagrin est comme un nuage : quand il devient assez lourd, il tombe.  [2.415 #5566] Le chagrin est comme un nuage: quand il est assez lourd il tombe.  [2.165 #1018]
 | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera.  [1.1] | 
| Interprétation malgache | Tokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita.  [1.1] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Raha tsy afa-bintana, mianjera foana tahaky ny tany mikororosy.  [2.415 #104] | 
| Traduction française | Si on n' est pas bien exorcisé, on tombe de faiblesse comme une terre qui s' éboule d' elle-même.  [2.415 #104] | 
| Interprétation française | Ce proverbe disait la puissance des sorts.  [2.415 #104] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 4 | Tsy mitsitsy fitia fa mandrodana, tsy manontany fa mianjera ihany.  [2.415 #1740, 2.558 #4755, 2.653] | 
| Traduction française | Il ne ménage pas ses affections, mais va à l' excès ; il ne s' informe pas de ce que c' est, mais se précipite du premier coup.  [2.415 #1740] | 
| Interprétation française | Se disait des gens portés à l' excès.  [2.415 #1740] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |