| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : mirisarisa
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo.  [1.1]
 | 
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby.  [1.1]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Mirisarisa ohatra ny akoho boka fa raha tonga tsy misy mpanarona.  [2.558]
 Mirisarisa toy ny akoho boka : raha tonga, tsy misy mpanarona.  [2.415 #2014, 2.653]
 | 
| Dikanteny frantsay | Misérable comme la poule lépreuse : quand elle arrive et à l' air de vouloir pondre, personne ne la couvre de la corbeille pour la faire pondre.  [2.415 #2014]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait des malheureux : on ne fait pas attention à eux parce qu'on n' attend rien d' eux.  [2.415 #2014]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |