| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : rarangy
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Mandringa kely ila : manao rarangy am-pidinana, fa mikolepaka an-tany marina.  [2.415 #1651, 2.558 #138, 2.653]
 | 
| Dikanteny frantsay | Boiteux qui a une jambe atrophiée : il va au pas de course dans les descentes, mais dans un terrain plat il va clopin-clopant.  [2.415]
 | 
| Fanazavana frantsay | Réussir dans une chose difficile et ne pas réussir dans une autre plus facile.  [2.415 #1651]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Tovony tsy nanao dia maika, ka miady lohalika vao hanao rarangy.  [2.558 #4236]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |