| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : rava
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Harena azo tamin'  ny anjombona, rava tamin'  ny horakoraka.  [2.558 #85]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava.  [2.415 #1213]
 | 
| Dikanteny frantsay | Propreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon.  [2.415 #1213]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Zanak' ondry tao afovoan' ny amboadia, ka ampitso toa ho rava, anio toa ho velona.  [2.415 #2835]
 | 
| Dikanteny frantsay | Brebis parmi les loups : demain il semble qu' elle sera mise en pièces, aujourd' hui, il semble qu' elle vivra.  [2.415 #2835]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui sont dans l'expectative, dans une crainte continuelle.  [2.415 #2835]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |