| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : savihina
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Malaza ho katsaka ka savihin' ny tsaramaso.  [1.1]
 | 
| Fanazavana malagasy | Miseho ho matanjaka na ambony, nefa resin' ny osa na kely noho izy.  [1.1]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Tondroko iray no maharary, ka ny tenako be no savihiny.  [2.558 #4180]
 Tondroko iray no marary, ka ny tenako be no savihiny.  [2.653 #3126, 2.415]
 | 
| Dikanteny frantsay | Un seul de mes doigts est malade et tout mon corps en est saisi.  [2.415 #2826]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait de la solidarité.  [2.415 #2826]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |