| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : tonafana | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Be ny goaika fa tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa izay homana ny voanjo no tonafana mafy.  [2.558 #879] Be ny goaika, fa tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy tenda avokoa izy rehetra ; nefa izay homana ny voanjo ihany no hotonafako mafy. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |