| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : voatohina | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Aty sy afero, ka izay voatohina, maharary.  [2.415 #1054] | 
| Traduction française | Foie et bile : touchez le foie et la bile est remuée.  [2.415 #1054] | 
| Interprétation française | Chacun ressent les malheurs de ses parents.  [2.415 #1054] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Raha tohina ny aty, marary ny afero.  [1.1 #637] Raha voatohina ny aty, marary ny afero.  [1.1 #28, 2.415 #994, 2.558 #3682, 2.653 #2727]
 | 
| Interprétation malgache | Ohabolana enti-milaza fifandraisan-javatra roa samy hafa ka izay mahazo ny iray dia mahavoa ny ilany koa.  [1.1 #637] Raha misy havana na sakaiza voateny na asian' ny sasany, ny tena avy no mahatsiaro mararirary.  [1.1 #28]
 | 
| Traduction française | Si on touche au foie, la bile remue.  [2.415 #994] Un choc sur le joie irrite la bile. [2.974 #422]
 | 
| Interprétation française | Les membres d' une famille sont tellement unis, que toucher les uns c' est rendre les autres malades.  [2.415 #994] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Tsy mety raha manao fiainan-tsokina, ka vao voatohina kely dia mivonkina.  [2.558 #4615] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |