|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : zezika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Akondro efa namoa, ka ny sisa no atero zezika fa izy Akondro efa namoa : ny sisa no atero zezika, fa izy | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Bananier qui a porté son fruit : fumez les autres, car pour lui, il va s' incliner et périr. [2.415 #1796] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des vieillards. [2.415 #1796] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Andevolahy mandihy an-jezika: mahare ny fingodony, fa tsy mahita ny Ankizilahy mandihy an-jezika : faly nihaino ny fidobony fa Ankizilahy mandihy an-jezika : ny fidobony dia tsara, fa ny maso ditsoka tsy voahevitra. [2.558 #280] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un esclave dansant sur un tas de cendres: il entend résonner ses pas, sans s’apercevoir que ses yeux s’emplissent de poussière. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Aza manao ohatra an' Ikotokely mandihy ambony zezika : faly foana mihaino ny fidobony, fa tsy mihevitra ny farasisa hanaikitra ny tongotra. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme Ikotokely dansant sur le fumier : tout content d' entendre ses pas, il ne pense pas au mal qui mordra ses pieds enflés par la maladie farasisa. [2.415 #6215] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Le plaisir présent empêche de penser à ses suites funestes. [2.415 #6215] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Be zezika fa fohy | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Il y a beaucoup de fumier, et pourtant les épis sont très courts. [2.415 #2596] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait lorsque les soins n' amenaient pas le succès. [2.415 #2596] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Kotokely mandihy ambony zezika : faly mihaino ny dobony, fa tsy mihevitra ny farasisa amy ny tongony. [2.653 #1284] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 6 | Nahoana fony niasa no tsy nanao ny tokony hatao fa nony kolokolo vao hanisy zezika ? [2.558 #2659] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|