| Entrée (1/2) | 1 anindrana | 
| Mots élémentaires | 2 any, 3 indrana | 
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 5   jereo indrana [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   in the coastal regions [1.7] | 
| Explications en français | 7   dans les régions côtières [1.8] | 
| Exemples | 8   Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux.
[2.113#] 9 Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285#] 10 Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298#] | 
| Entrée (2/2) | 11 añindraña | 
| Partie du discours | 12 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 13   an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana [Betsimisaraka]
 [1.78] 14 [añindrana] anila, ankila [Bezanozano] [1.78] | 
| Anagrammes | 15 añindraña, anindrana | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |