| Entrée | 1 akohovavy | 
| Mots élémentaires | 2 akoho, 3 vavy | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Ny vavy amin' ny akoho. [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a hen [1.7] | 
| Explications en français | 7   poule [1.8] 8 [akôho vavy] poule [Sakalava-Mayotte] [1.405] | 
| Exemples | 9   Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany.
[2.298#17] 10 Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69#242] 11 Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5#63] | 
| Vocabulaire | 12 Zoologie: oiseaux 13 Economie: élevage | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 14 akohovavy, 15 voahivoka | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |