| Entrée | 1 Bezanozano | 
| Mots élémentaires | 2 be, 3 zanozano | 
| Partie du discours | 4 nom propre (ethnonyme) | 
| Explications en malgache | 5   Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàn-dehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina. [1.2] | 
| Explications en français | 7   nom d'une population du centre nord-est de Madagascar (villes principales: Moramanga, Anjiro) [1.5] | 
| Vocabulaire | 8 Histoire: clans, tribus | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Tableaux et planches | 10   Mots du dialecte | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |