| Entrée (1/2) | 1 fiantsonana | 
| Radical | 2 antsona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   [fiantsoñana]
 fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka]
 [1.78] 5 Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   a landing-place, a port, a harbour. [1.2] 7 a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7] | 
| Explications en français | 8   Le port, le débarcadère [1.3#57, 1.8] 9 le quai [1.3#57] | 
| Tous les mots composés | 10 3 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 11 Navigation | 
| Synonymes | 12 fitodiana, seranana | 
| Entrée (2/2) | 13 Fiantsonana | 
| Mots élémentaires | 14 fiantsonana | 
| Partie du discours | 15 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Exemples | 16   Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry.
[2.588#] | 
| Vocabulaire | 17 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 18 fiantsonana, Fiantsonana, 19 ifantsonana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |