|
|
|
|

Entrée1  fofon' aina
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  fofona, aina
Explications en malgache  4  [1.1] rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy
Explications en anglais  5  [1.2] [fofon-aina] The breath; lit. the breath of life.
Exemples  6  [2.131] ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao

Tous les mots composés 
Vocabulaire  8  Biologie

Anagrammes  9 fofoanina, 10 fofon' aina

Mis à jour le 2025/09/12